| Entrée | 1 savaranonando | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Lahateny am-bava na an-tsoratra entina manolotra sy mamariparitra mialoha ny tena votoatin-dresaka ao amin' ny boky na ny lahatsoratra. [1.62#918] | 
| Explications en anglais | 4   preamble [3.1] | 
| Explications en français | 5   préambule [1.13] | 
| Exemples | 6   ary ny savaranonando dia manoritra mazava ny soatoavin' ny vahoaka malagasy, dia ny fihavanana sy ny finoana an' Andriamanitra Andriananahary.
[4.27#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |